Amin’ny alalan’ny tantaran’ny fampiasan’Andriamanitra ireo lehilahy mahery 300 an’i Gideona mba handresena ny fahavalo 135,000 sy ny fandresen’i Josoa an’i Jeriko tamin’ny nandeha nanodidina azy sy nanakora, dia hitantsika fa na aiza na aiza misy ny fankatoavana ny tenin’Andriamanitra dia misy koa ny fahagagana.
Aorian’ny vanim-potoanan’ny Ray sy ny Zanaka, amin’izao vanim-potoanan’ny Fanahy Masina izao, dia ireo izay manaraka ny tenin’i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny manao hoe: “Mitoria ny filazantsara amin’ny firenena rehetra.
Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana ho anao amin'ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra, Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy: Romana 2:5–6
Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina. Marka 16:15–16
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy