Mba hamonjena ny olombelona izay tonga teto an-tany, izay nanota izay mendrika ny hahafatesana ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, dia Andriamanitra mihitsy no tonga teto an-tany tao amin’ny nofo niaraka tamin’ny anarana hoe Jesosy tamin’ny vanim-potoanan’ny Zanaka, ary tamin’ny anarana hoe Ahnsahnghong tamin’ny vanim-potoanan’ny Fanahy Masina miaraka amin’ny Reny Ara-lanitra.
I Kristy Ahnsahnghong irery ihany no nanomana fanasana hofoanana ny fahafatesana tamin’ny alalan’ny Paska ny fanekena vaovao izay tsy notandremana hatry ny ela hatramin’ny nandravana azy tamin’ny taona 325 Am.f.i.
Ary Jehovah, Tompon'ny maro, dia hanao fanasana ho an'ny firenena rehetra eto amin'ity tendrombohitra ity, Dia fanasana amin'ny zavatra matavy, Fanasana amin'ny divay efa niotrika ela, . . . Hofoanany tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana; Isaia 25:6–8
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy